Filazam-potoana lasa mitohy

Ny filazam-potoana lasa mitohy na filazam-potoana lasa mivoatra dia fikambanan' ny fiazam-potoana lasa sy ny fanehoan-javatra mitohy. Ao amin' ny fiteny anglisy no ahitana azy. Foronin' ny matoanteny mpanampy "have" tanisaina amin' ny filazam-potoana lasa tsotra (past na preterit) sy ny ova-matoanteny amin' ny endriny ankehitriny (miafara amin' ny -ing). Manambara asa miseho mitohy na mivoatra ao amin' ny fotoana lasa io filazam-potoana io.

Ohatra:

  • At three o'clock yesterday, we were working in the garden. ("Omaly tamin' ny telo ora dia niasa tao amin' ny zaridaina aho")
  • While I was washing the dishes, I heard a loud noise. ("Raha nanasa vilia aho dia naheno feo mafy")
  • While you were washing the dishes, Sue was walking the dog. ("Raha nanasa vilia ianao dia nampitsangantsangana ny alika i Sue")

Tsy ampiasaina amin' ny matoanteny milaza toetra ny filazam-potoana lasa mitohy fa ny filazam-potoana lasa tsotra (simple past na preterit) no ampiasaina.

Ohatra:

At three o'clock yesterday we were in the garden. ("Omaly tamin' ny telo ora dia tao an-jaridaina izahay").

Jereo koa hanova