Filazam-potoana ankehitriny mitohy

Ny filazam-potoana ankehitriny mitohy na filazam-potoana ankehitriny mivoatra dia filazam-potoana ao amin' ny fiteny anglisy izay fikambanan' ny filazam-potoana ankehitriny sy ny fanehoan-javatra mitohy. Amin' ny teny anglisy dia atao hoe present continuous na present progressive io filazam-potoana io. Ilazana asa miseho amin' ny fotoana itenenana ny filazam-potoana ankehitriny mitohy. Amin' ny alalan' ny fanakambanana ny matoanteny mpanampy "be" tanisaina amin' ny filazam-potoana ankehitriny sy ny ova-matoanteny amin' ny endriny "ankehitriny" (miafara amin' ny -ing) no ahazoana ny endriky ny filazam-potoana ankehitriny mitohy.

Ohatra:

The boy is crying. ("mitomany ilay zazalahy")

Jereo koa hanova