Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana

Ny Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny Dinan'ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalàna hanafika.

Firenena mpikambanaHanova

Firenena mpikambana 5 manan-jo fanoherana
Firenena Vondrona Masoivoho
  Sina Azia-Pasifika Liu Jieyi
  Etazonia Eoropa andrefana ary hafa Samantha Power
  Frantsa Eoropa andrefana ary hafa Gérard Araud
  Fanjakana Mitambatra Eoropa andrefana ary hafa Mark Lyall Grant
  Rosia Eoropa atsinanana Vitali Churkin


Jereo koaHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.