Fianakaviam-piteny bonobàna

Ny fiteny bonobàna na fiteny bonabàna dia iray amin' ny fianakaviam-pitenin' ny tompon-tanin' i Aostralia, anisan' ny fiteny aostraliana. Ahitana fiteny roa ity fianakaviam-piteny ity, dia ny fiteny bonoba sy ny fiteny goniandy.

Sarin-tany maneho ny faritra itenenana fiteny bonobàna ao Aostralia (miloko mavokely).