Fanafihan' ny valala

Ny fanafihan' ny valala, na andiam-balala, dia andiam-bibikely itambaran' ny valala marobe. Ny karazana valala voakasina amin' izany dia ny "valala mpivahiny" (Schistocerca gregaria), ny "valala mpifindra monina" (Locusta migratoria), ny "valala aostraliana" (Chortoicetes terminifera) ary ny Austracris guttulosa. Noheverina ho iray amin' ny loza folo nanjo an' i Ejipta ny andiam-balala ka anisan' ny ohatra malaza indrindra momba ny bibikely mpanimba voly.

Fanafiham-balala