Famenon' ny anarana

Ny famenon' ny anarana dia teny na andian-teny mameno ny anarana. Ny andian-teny foronin' ny anarana sy ny famenony no atao hoe "tarika anarana". Arakaraka ny fiteny dia mety ho anarana hafa, na mpisolo, na tarika anarana, na tarika mpisolo, na tarika tambinteny, sns ny famenon' ny anarana. Arakaraka ny fiteny koa dia mety ho fameno mivantana izany na fameno atohin' ny mpampiakin-teny amin' ny anarana.

Jereo koa hanova