Estrabôna (Grika: Στράβων Strábōn; 64 na 63 talohan'i JK – taona 24 am.f.i.) dia mpahay jeografia, filozofa ary mpahay tantara grika izay nipetraka tany Azia Minora nandritra ny vanim-potoana tetezamitan'ny Repoblika Rômana ho lasa Empira Rômana.