Epistily ho an' ny Kôrintiana

(tonga teto avy amin'ny Epistily ho an'ny Korintiana)

Ny Epistily ho an' ny Kôrintiana na Epistola ho an' ny Kôrintiana na Taratasy ho an'ny Kôrintiana dia boky roa lazaina fa nosoratan' i Paoly ao amin' ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly kristiana: ny Epistily voalohany ho an' ny Kôrintiana sy ny Epistily faharoa ho an' ny Kôrintiana.

Jereo koa: hanova