Epistily ho an' ny Kôrintiana

Ny Epistily ho an' ny Kôrintiana na Epistola ho an' ny Kôrintiana na Taratasy ho an'ny Kôrintiana dia boky roa lazaina fa nosoratan' i Paoly ao amin' ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly kristiana: ny Epistily voalohany ho an' ny Kôrintiana sy ny Epistily faharoa ho an' ny Kôrintiana.

Jereo koa: hanova