Epirosy dia faritra ara-jeografika sy ara-tantara any atsimoatsinanan'i Eoropa, izay iarahan'i Gresy sy Albania ankehitriny. Eo anelanelan’ny Tendrombohitra Pindosy sy ny Ranomasina Iôniana izy io, manomboka eo amin’ny Helodranon’i Vlorë sy ny Tendrombohitra Acroceraunian any avaratra ka hatrany amin’ny Hoala Ambracien sy ny tanànan’i Nikopolisy romanina rava any atsimo.

Epirus antiquus tabula.jpg