Ny Ranomasina Iôniana dia sampan'ny Ranomasina Mediteranea izay manasaraka an'i Gresy sy i Albania amin'ny Saikanosy Italiana sy i Sisilia. Mifampitohy amin'ny Ranomasina Adriatika ao avaratra amin'ny alalan'ny Lakandranon'i Ôtranta.