Epikan' i Gilgamesa

(tonga teto avy amin'ny Epikan'i Gilgamesa)

Ny Epikan' i Gilgamesa dia tononkalo epika avy any Mezôpôtamia fahiny. Ny tantaran' ny literatiora Gilgamesa dia manomboka amin' ny tononkalo someriana dimy momba an' i Bilgamesh (someriana hoe "Gilgamesh"), mpanjakan' i Uruk, nanomboka tamin' ny tarana-mpanjaka fahatelo tao Ora (taona 2100 tal. J.K). Ireo tantara tsy miankina ireo taty aoriana dia nampiasaina ho loharanon-kevitra ho an' ny epika mitambatra amin' ny teny akadiana. Ny dikan-teny voalohany mbola velona amin' ity epika mitambatra ity, fantatra amin' ny anarana hoe "Babilônianina Taloha" dia nanomboka tamin' ny taonjato faha-18 tal. tanimaga fanoratana vitsivitsy amin’ izy io ihany no tavela.

Epikan' i Gilgamesa