Eosebiosy avy any Kaisarea
Eosebiosy avy any Kaisarea
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Eosebiosy avy any Kaisarea | ||
Teraka | Taona 265 | ||
Maty | Taona 340 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
Eosebiosy avy any Kaisarea na Eosebiosy Pamfily dia mpanao asa soratra teraka ny 265 ary maty ny 340. Mety tao Palestina no nahaterahany. Mpianatr'i Origenesy izy ary lasa evekan'i Kaisarea taty aoriana. Tsy isan'ireo Rain'ny Fiangonana na Aban'ny Eglizy izy nefa heverina fa "rain'ny tantaran'ny Fiangonana".
Atao hoe Εὐσέϐιος / Eusebios ny anarany amin'ny teny grika fa Eusebius Pamphili kosa amin'ny teny latina.
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- Ao amin'i Freebase: [1]