Eosebiosy avy any Kaisarea
(tonga teto avy amin'ny Eosebio avy any Kaisaria)
Eosebiosy avy any Kaisarea | |||||||||||||||||||||||||||||||
|
Eosebiosy avy any Kaisarea na Eosebiosy Pamfily dia mpanao asa soratra teraka ny 265 ary maty ny 340. Mety tao Palestina no nahaterahany. Mpianatr'i Origenesy izy ary lasa evekan'i Kaisarea taty aoriana. Tsy isan'ireo Rain'ny Fiangonana na Aban'ny Eglizy izy nefa heverina fa "rain'ny tantaran'ny Fiangonana".
Atao hoe Εὐσέϐιος / Eusebios ny anarany amin'ny teny grika fa Eusebius Pamphili kosa amin'ny teny latina.
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- Ao amin'i Freebase: [1]