I Eoklida (amin'ny fiteny grika taloha : Εὐκλείδης, Eoklidan'i Aleksandria) izay niaina tamin'ny taonjato fahatelo talohan'i JK, dia mpanao matematika grika taloha izay lazaina fa rain'ny jeômetria ary izay malaza amin'ny algôritma noforoniny.

Fianaran'i Athenes, 1509

Jereo koa hanova

(lahatsoratra mety ilaina foronina ihany koa ho fanampin'ity lahatsoratra ity)

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.