Tonga soa

Tonga soa eto amin'ity wikipedia ity ianao... tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny encyclopédie malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana. Mba hahazoantsika sary antsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy.

Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto. Misaotra betsaka.

 

Inona no maika indrindra ?

  • Raha misy afaka manampy dia maika indrindra ny fandikana amin'ny teny gasy ireo teny rehetra miasa amin'ity fitaovana ity. Jereo eto ary dia mametraha sosokevitra amin'ny dinika (talk) isaky ny teny.
  • Amin'izao fotoana izao dia misy teny 97 127? voaangona ato... dia miandry anao hanatevin-daharana.

Ireo takelaka 5 farany vita

24 Aprily 2024