Edgar de Wahl
Edgar de Wahl | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Edgar de Wahl | ||
Teraka | 23 Aogositra 1867 | ||
Maty | 9 Martsa 1948 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Edgar de Wahl dia mpanao matematika, mpahay kajimirindra, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 23 Aogositra 1867 ary maty ny 9 Martsa 1948 Izy no malaza indrindra amin'ny maha-mpamorona ny Interlingue (fantatra amin'ny anarana hoe Occidental nandritra ny androm-piainany), fiteny noforonina voajanahary mifototra amin'ny fiteny indo-eoropeana, izay nivoaka voalohany tamin'ny 1922.