Tonga soa hanova

Manahoana, ary tonga soa eto amin'ny wikipedia malagasy ; raha tonga eto manampy anary manoratra ianao, dia omeo aho ny adiresy imailakao mba hafahantsika hiresaka. Betsaka ny asa tokony atao eto ka mila mpanoratra na olona manam-pahaizana izahay mba hanoratra eto amin'ity raki-pahalalàna miteny malagasy ity, tsara lazaina ny olona manodidinao hoe efa misy anie ny wikipedia miteny malagasy (raha efa mahafantatra ny wikipedia miteny frantsay izy) eo amin'ny tranonkala... Ka raha te-handray anjara eto izy dia asaivo manokatra kaonty eto amin'ny wikipedia eto amin'ny alalan'ity pejy ity : special:userlogin, eo izy afaka manokatra kaonty afaka telo minitra fara faha elany...

Mazotoa manoratra ! --Jagwar grr... | 22 Desambra 2009 à 20:50 (UTC)Répondre