Salama tompoko!

Fantatrao ve inona ny hoe Wikipedia? Ny wikipedia tompoko dia tsy fanaovana dokam-barotra na ny serasera sosialy. Koa manasa anao izahay mpandrindra mba hamafy ity lahatsoratra nataonao ity :Mila vonjy. Fa omenay ray herinandro ianao.
Misaotra tompoko.

BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))--:D 28 Desambra 2015 à 13:47 (UTC)Répondre

FAMPAHAFANTARANA hanova

Salama tompoko!

Misaotra betsaka anao no nandray anjara tato amin'ny Wikipedia Malagasy, Tsara ny ezaka nataonao, nefa betsaka ireo fitsipika tsy narahinao amin'ny famoronana takelaka na "article" ato amin'ny Wikipedia Malagasy. Koa manasa anao izahay mpandrindra ny wikipedia Malagasy mba hanatsara sy hanaraka ny fitsipika misy ato. Ary fadio no manao dokam-barotra ato amin'ny Wikipedia, Ohatra ny mametraka ny laharana finday eo amin'ny pejin-dahatsoratra natao, ary asio rohy mampifandray ny lahatsoratrao amin'ny lahatsoratra hafa izay efa misy ato, apetraho mazava tsara koa ny tsiahy na "référence" ny lahatsoratra nataonao,... Manantena amin'ny fahendrenao izahay. Araho ary jereo ireto toromarika ireto :

Misaotra tompoko!

BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))--:D 28 Desambra 2015 à 13:49 (UTC)Répondre