Infobox ho an'ny mpanoratra hanova

Manahoana, Vaovao sy mbola miofana amin'ity sehatra ity. Misy Infobox natao ho an'ny Mpanoratra (Ecrivain) ve ? Misaotra mialoha

Miarahaba anao,
Endrika:Infobox olona no infobox fampiasa ho an'ny mpanoratra. ;-) — Jagwargrr... mailaka 2 Oktobra 2014 à 12:29 (UTC)Répondre