Salama tompoko ! hanova

(miala tsiny raha misy diso tsipelina ny hafatro) Efa narahiko nandritry ny fotoana vitsivitsy ny hetsikao teto amin'ny Wikipedia amin'ny teny malagasy teto ; ka kasaiko ianao hanokatra kaonty mba hahafahako sy (hahafahan'ny hafa) hifandray aminao (eto amin'ny internet na amin'ny tena fiainana) sy hanaraka ny fandraisan'anjaranao. Tsy fantako raha amin'izany hevitra izany ianao, fa dia tsara y toetran'ny lahatsoratra nalefanao teto ka amporisihako ianao hanohy.

Raha manana fanontaniana hafa ianao, dia soraty ahy any amin'ny pejin-dresako, fa dia mankasitraka anao ahy.

Misaotra tompoko. --Jagwar grr... | 26 Aogositra 2010 à 16:44 (UTC)Répondre

Misaotra e! J'apprecie beaucoup le travail que vous effectuez sur wikipedia.mg. J'ecris beaucoup d'articles a propos de l'histoire et la culture malgaches et j'aimerais bien utiliser les informations que vous affichez ici - mais vous ne citez pas vos sources. S'il vous plait, est-ce que vous pourriez mettre les sites webs, livres ou d'autres sources d'informations pour que je puisse les utiliser pour le site wikipedia.org? Merci d'avance. - Lemurbaby miresaka! 16 Jiona 2011 à 10:12 (UTC)Répondre

Ity pejy ity dia pejin-dresak'olona tsy nanokatra na tsy nampiasa ny kaontiny. Noho izany dia ilainay ny mampiasa ny adiresy IP-ny hanondroana azy. Mety zarazarain'olona maro ny adiresy IP iray. Raha mpikambana tsy nisoratra anarana ianao, ka raha mahita resaka ts ho anao, azonao atao ny manokatra kaonty, na miditra mba tsy ho voafangarao amin'ny mpikambana hafa tsy nisoratra anarana.