Dinika:Vohitr' andriana

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Thelezifor dans le sujet Fanovana tsy fantatra antony sady tsy misy loharano

Fanovana tsy fantatra antony sady tsy misy loharano hanova

Marina fa mety ho marina ny zavatra entintsika atovana na asolo ny efa voasoratra ato nefa tsy misy fomba hahafahan'ny mpamaky manamarina izany satria tsy misy loharano (sources) nakantsika izany. Ny fanitsiana tsipelina sy ny fandaminana ny rafi-pehezanteny ary ny fandaminana ny fehin-tsoratra na ny fizaràna dia tsy mahavery ny nataon'ny teo aloha fa mety manatsara azy. Fa ny fanoloana anaran'olona na anaran-toerana na izay mety hanova ny zavatra tokony ho fantatra (information) dia mampiahiahy ka tokony hasiana loharano - tsiahy na hazavaina misimisy ato amin'ny pejy (Dinika) natokana hanaovana izany mba hahafaha-mamantatra ny tena tanjon'ilay mpanova. --Thelezifor (resaka) 14 Martsa 2019 à 15:47 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Vohitr' andriana ».