Dinika:Tetiandro malagasy

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Thelezifor dans le sujet Fisomparana

Fisomparana hanova

Ho anao izay mahita zavatra tsy mety ato amin'ity pejy ity dia afaka manao soson-kevitra fa tsy tokony hamafa avy hatrany izay zavatra heverinao ho tsy izy. Hamarino ny hevitrao mba hahitana fa tsaratsara kokoa noho ny endrika tianao ho soloina. Raha ny momba ny zodiaka mikisaka (zodiaque tropique)izay tsy mifanaraka amin'ny zodiakan-kintana (zodiaque sidérale) dia tsy lovantsofina na angano no mamaritra azy fa ny haikintana izay siansa (astronomie. Azo jerena ny pejy amin'ny teny frantsay (zodhttps://fr.wikipedia.org/wiki/Zodiaqueiaque)na ny antokon-kintan'ny zodiaka (constellations du zodiaque).--Thelezifor (resaka) 15 Aprily 2019 à 07:34 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Tetiandro malagasy ».