Dinika:Perihelia

Dernier commentaire : il y a 3 ans par Jagwar dans le sujet Perihelia fa tsy Perifelia

Perihelia fa tsy Perifelia hanova

Marobe ny pejy ato amin' ny Wikipedia malagasy (manakaiky ny 7 000) izay ahitana ny hoe "perifelia" izay tokony ho soratana hoe "perihelia". Tokony hatao ny fanitsiana.--Thelezifor (resaka) 10 Martsa 2021 à 04:08 (UTC)Répondre

Thelezifor: Adinoko ny nilaza fa voahitsy avokoa ny pejy rehetra. — Jagwargrr... mailaka 12 Aprily 2021 à 09:13 (UTC)Répondre
Revenir à la page « Perihelia ».