Diôsezin' i Morombe

Ny Diôsezin' i Morombe dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy telo ao amin' ny Arsidiôsezin' i Toliara.

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' i Toliara

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara