Diôsezin' i Mahajanga

Ny Diôsezin' i Mahajanga dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy telo ao amin' ny Arsidiôsezin' Antsiranana.

Cathédrale du cœur Immaculé de Marie, Mahajanga

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' Antsiranana

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara