Diôsezin' Ambanja

Ny Diôsezin' Ambanja dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy telo ao amin' ny Arsidiôsezin' Antsiranana.

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' Antsiranana

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara