Demônôlôjia

(tonga teto avy amin'ny Demonolojia)

Ny demonolojia dia fandalinana sy fampianarana momba ny demony na demonia. Hatramin' ny fiafaran' ny taonjato faha-13 dia tsy dia nisy mpiraharaha firy ny resaka demony. Ny teolojiana dia nanomboka nifantoka tamin' ny fandalinana ny Ratsy. Namporisihin' ny fitondrana ambony ao amin' ny Eglizy katolika sy ny Papa tenany ny demonolojia.

Jereo koaHanova