Cydonia Mensae dia vohontany marsianina (Mensa) eo amin'ny 33°35'N 13°00'W. Anisan'ny ohatra pareidôlia io vohontany io.

Ny faritany misy an'ilay tarehy
Ny tarehin'i Mars, nalain'ny Viking 1 tamin'ny 1976
Ny tarehin'i Marsa, nalaina tamin'ny Aprily 2001

Tamin'ny 25 Jolay 1946, tamin'ny fihodinany faha 35 manodidon'ny Mars, ny zanabolana (orbiteur) Viking 1 dia nisidina teo ambonin'ny laharam-pehintany faha 41 avaratra. Teo no nangalana ny tarehin'ny Mars anisan'ny malaza indrindra ankehitriny. Nisy fotoana nolazaina fa fanorenana artifisialy io. Ary hatr'izay ny sary vaovaon'ny tarehin'ny Mars nalain'ny saondy Mars Global Surveyor dia mamoaka sary tsaratsara kokoa an'i Cydonia Mensae ary naneho fa vohitra voakaoka fotsiny io.

Ao amin'ny faritry ny Cydonia eo akaikin'ilay tarehy malaza, any atsimo andrefany, dia misy vohitra mitovy endrika amina rirakitso manana lafy dimy. Nasehon'ny DiPietro sy Monelaar, ary nahazo anarana D&M noho izany.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

Miteny frantsay hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.