Charles Ravoajanahary

I Charles Ravoajanahary dia olo-manga sy mpanao politika Malagasy teraka tamin' ny 2 May 1917 tao Antananarivo ary maty tao Antsirabe tamin' ny taona 1996. Izy dia anisan' ireo nanorina ny Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara (AKFM) tamin' ny taona 1958 tao Toamasina.

Jereo koa hanova

Biôgrafia