Carlos Reygadas
Ankapobeny
Anarana Carlos Reygadas
Teraka 10 Oktobra 1971
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Meksika
Asa :
Fiainana manokana

Carlos Reygadas dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô, mpilalao mizaka ny zom-pirenen'i Meksika teraka ny 10 Oktobra 1971 tao Mexico

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.