Captain Flamingo dia sarimihetsika tantara mitohy kanadianina iray, izay mitantara ny dian'i Milo Powell izay manana anarana faharoa Captain Flamingo. Tao Madagasikara, navoaka tao amin'ny Televiziôna Malagasy izy io.