Capitaine Flamingo

Capitaine Flamingo dia sarimihetsika tantara mitohy kanadianina iray, izay mitantara ny dian'i Milo Powell izay manana anarana faharoa Capitaine Flamingo. Tao Madagasikara, navoaka tao amin'ny Televiziôna Malagasy izy io.