I Bougouni dia tanàna sy kaominina any Maly, renivohitry ny faribolan' i Bougouni ao amin' ny Faritra Bougouni, 170 km atsimo-atsinanan' i Bamako ary 210 km any andrefan' i Sikasso. I Bougouni dia faritra ara-pitantanana faha-11 ao Maly.

Bougouni

Amin' ny teny bambara, ny hoe bougouni dia midika hoe "tranobongo kely".

Tamin' ny taona 2022 dia nisy diamondra hita tao an-tanànan' i Bougouni taorian' ny fikarohana nandritra ny volana maromaro nataon' ny orinasa mpitrandraka Samadou Minning, tompon' ny fitrandrahana,