Blake Edwards
Ankapobeny
Anarana Blake Edwards
Teraka 26 Jolay 1922
Maty 15 Desambra 2010
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Blake Edwards dia talen-koronantsary, mpilalao, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 26 Jolay 1922 ary maty ny 15 Desambra 2010 tao Santa Monica, Kalifornia

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Julie Andrews.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.