Ny bitro mahazatra (Oryctolagus cuniculus) dia karazana bitro teratany any amin' ny Saikanosy Iberiana (anisan' izany i Espaina sy i Pôrtogaly ary ny atsimo-andrefana amin' i Frantsa). Nampidirina be dia be tany an-kafa izy io, matetika misy fiantraikany manimba amin' ny zavamananaina eo an-toerana.

Bitro

Jereo koa hanova