I Bisayas na Visayas na Kabisayaan na Kabisayan dia iray amin'ireo tagoronosy efatra lehibe mamorona an'i Filipina izay hita ao amin'ny tapany afovoan'i Filipina, eo anelanelan'i mindanao sy i Luzon. Ireto avy ny lehibe amin'ireo nosy ao aminy: i Bohol, i Cebu, i Leyte, i Masbate, i Negros, i Panay ary i Samar. Be tendrombohitra ireo nosy ireo. Atao hoe Visayos na Bisayos ny mponina ao amin'ireo nosy ireo.

Island groups of the Philippines.png