Batu Khan
Batu Khan | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Batu Khan | ||
Teraka | 1 Janoary 1205 | ||
Maty | 1 Janoary 1255 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Mongolia | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Batu Khan dia zafikelin' i Genghis Khan. Izy no khan voalohany tao amin' ny Hôrda Volamena na Kanata Kiptsaka, rehefa avy nitarika ny fandresen' ny printsipaotean' i Rus rehetra (1237-1240), teo ambany fitondran' ny dadatoany, ny khagan Ogodei. Teraka tamin' ny taona 1205 izy ary maty tamin' ny taona 1255.
Ny fiainany manokana
hanovaI Jochi no rainy. Ny zanany dia i Sartaq Khan sy i Toqoqan.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Ao amin'i Freebase: [1]