Ny Bateke na Teke dia Banto ao Afrika Afovoany izay monina any avaratra sy afovoany amin' ny Repoblikan' i Kôngô, nefa hita koa any andrefana amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ary ahitana azy ireo vitsy koa ny ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Gabôna. Mitotaly maherin' ny 1 200 000 izy ireo.

Ny Mpanjaka (Makoko) ao Brazzaville, mipetraka ambony hoditra pantera, miaraka amin' ireo havany, taona 1898.