Bartholomæus Arnoldi von Usingen

I Bartholomaeus Arnoldi (matetika antsoina hoe Usingen; amin' ny teny alemàna: Bartholomäus Arnoldi von Usingen; 1465 - 9 Septambra 1532) dia frera aogostiniana sady dokotera amin' ny teôlôjia izay nampianatra an' i Martin Lotera ary lasa iray tamin' ireo mpifanandrina taminy akaiky indrindra.