Ny Balty dia vondrom-poko tibetika any amin' ny faritanin' i Gilgit−Baltistan fehezin' i Pakistàna sy ny faritanin' i Ladakh fehezin' i India, indrindra ao amin' ny distrikan' i Kargil izay misy fivangongoana kely kokoa ao amin' ny distrikan' i Leh. Any ivelan' ny faritr' i Kashmir, ny Balty dia miparitaka manerana an' i Pakistàna, ka ny ampahany be amin' ny diaspôra dia monina any amin' ny foibe an-drenivohitra malaza maro toa an' i Lahore sy i Karachi sy i Islamabad ary i Rawalpindi.

Ankizy balty

Jereo koa

hanova