Ao amin' ny antokom-pivavahana kristiana, ny arseveka dia eveka manana toerana ambony kokoa noho ny eveka hafa. Amin' ny ankapobeny, toy ny ao amin' ny Eglizy Katôlika, dia misy arseveka maro izay manana fahefana amin' ny faritany iray ankoatry ny arsidiôsezin' izy ireo manokana (misy ny maningana), na omena arsevese. Ao amin' ny hafa, toy ny Fiangonana Loteranan' i Soeda, io anaram-boninahitra io dia tsy entin' olon-kafa afa-tsy ny mpitarika ilay antokom-pivavahana iray manontolo.

Jereo koa hanova