Amphibia tsy misy tongotra ny apoda. Hita ao maro tany tropikal amin'ny alamorana ny apoda. Biby saika jamba ambanin'ny tany ny apoda.

Siphonops annulata amin'ny Amazona alamorana amin'ny taona 2014