Antigonosy II Matatià

I Antogonosy II Matatià na Antigonosy Hasmoneana dia faralahin'i Aristobolo II sady mpanjaka farany avy amin'ny fianakaviana hasmoneana. Teraka tamin'ny taona 80 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 37 tal. J.K.

Antigonus II Mattathias.jpg

Jereo koaHanova