I Anjobony dia renirano lehibe eto Madagasikara, ao amin' ny faritra misy ny Tsimihety, izay renirano manompo ny ony Faritra Sofia avy ao ankavia. Manompo azy avy ao ankavanana i Mampaneva sy i Manakoa; avy ao ankavia i Ampasimbe, i Seranana, i Lovialampy, i Marovato ary i Bemarivo.

Jereo koa hanova