Andrzej Wajda
|
Anarana:
|
Andrzej Wajda
| Anarana hafa: |
| Teraka:
|
6 Martsa 1926
| Maty:
|
9 Oktobra 2016
| Toeram-piaviana sy ny andraikitra
| Firenena: |
Polonia
| Karazana: |
| Asa :
|
* talen-koronantsary
| Asa hafa: |
| Taona niasana:
|
| Momba fiainana manokana
| Seha-pitiavana: |
| Tranokala: |
| Momba ny olona
|
|
Andrzej Witold Wajda dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pirenen'i Polonia teraka ny 6 Martsa 1926 tao Suwałki, ary maty ny 9 Oktobra 2016 tao Varsôvia.
Ny fiainany manokanaHanova
Ny vadiny dia Beata Tyszkiewicz.