Andron' ny Varahina

Ny Andron'ny Varahina dia vanimpotoana ao amin' ny Neôlitika izay nahafahezan' ny olombelona ny fanefena varahina, talohan' ny fanefena alimo. Nandritra ny ampahany be amin' ny Neôlitika dia niara-nisy amin' ny taozavatra amin' ny vato sy ny taolana ny fanefena varahina izay metaly malemy loatra amin' ny fanamboarana fitaovam-piasana sy fitaovam-piadiana. Tamin' ny Andron' ny Varahina dia nisy metaly hafa toy ny volamena sy ny volafotsy izay notefena koa hanamboarana fihaingoana, nefa ny famokarana fiotaovam-piasana sy fitaovam-piadiana dia natao indrindra tamin' ny vato sy ny taolana.

Jereo koa hanova