Andriamanitra masoandro

Ny andriamanitra masoandro dia andriamanitry ny lanitra, maneho ny masoandro na miseho amin' ny alalan' ny masoandro izay maneho ny hery sy ny tanjany. Ny andriamanitra masoandro sy ny fivavahana amin' ny masoandro dia fahita amin' ny tantara maro amin' ny endrika isan-karazany.

Jereo koaModifier