Hanokatra ny renilisitra
Sarin'Andriamanitra Zanaka - nataon'i Emilio Pizarro

Andriamanitra Zanaka no iantsoan'ny Kristiana mino ny Trinite an'i Jesosy Kristy. Izany dia tsy afangaro amin'ny maha Zanak'Andriamanitra an'i Jesosy Kristy izay eken'ny Kristiana rehetra na trinitariana na tsia na dia notsoahany avy tamin'ny fitenenana hoe "Zanak'Andriamanitra" aza ny hoe "Andriamanitra Zanaka". Persona faharoa ao amin'ny Andriamanitra Trinite ny Andriamanitra Zanaka ka persona voalohany sy fahatelo ny Andriamanitra Ray sy ny Andriamaitra Fanahy Masina.

Jereo koa:Hanova