Gilles Andriamahazo
|
Anarana:
|
Gilles Andriamahazo
| Anarana hafa: |
| Teraka:
|
5 Mey 1919
| Maty:
|
13 Septembra 1989
| Toeram-piaviana sy ny andraikitra
| Firenena: |
Madagasikara
| Karazana: |
| Asa :
|
* mpanao politika
| Asa hafa: |
| Taona niasana:
|
| Momba fiainana manokana
| Seha-pitiavana: |
| Tranokala: |
| Momba ny olona
|
|
Gilles Andriamahazo dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Madagasikara teraka tamin' ny 5 Mey 1919 tany Tolagnaro ary maty tamin' ny 13 Septembra 1989) tao Antananarivo.
Nandritra ny Ady Lehibe II dia nanao asa fanompoana tao amin' ny tafika frantsay izy sady nandray anjara tamin' ny ady nataon' ny tafika frantsay amin' ny Aljeriana tia tanindrazana tamin' ireo taona 1950. Nandao ny tafika frantsay izy tamin' ny taona 1976.
Ireo filoha nifandimbyHanova